Ity horonantsary ity dia hitako tao anatin’ny tambazotran-tserasera Facebook. Fizarana kely ny hevitry ny tanora mahakasika ny tokony hatao entina hampandrosoana an’ny Madagasikara. Araho ary ô 🙂